Dikan'ny teny : nongo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany. 1 Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana. - F.-p.: Nongom-body: ilay faritra mandomba na mandroso amin'ny fitombenana. j Nongom-pe: ilay tampon' ny fe toa mivohitra iny. / Nongon-drambo: ilay faritra miendri-dongona kely eo amin'ny foto-drambon'ny omby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel