Dikan'ny teny : nony

Hampiditra dikany vaovao
1 ppt. feh.: Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny riuo-pahafahana. • Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, uelon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny. ? Tamin'ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin'ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel