Dikan'ny teny : novisia

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. noviciat) a.: Fanomanana ho relijiozy ao amin' ny Fikambanana iray, amin' ny alalan'ny asa, fianarana.,. fa indrindra famolahan-tena, mandritra ny herintaona na roa taona arakaraka ny lalànan'ny fikambanana avy (Fiv. kat.). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel