Dikan'ny teny : ntsika

Hampiditra dikany vaovao
1 na -Tsika s.o.: Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: Ity no tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / Hatao ahoana ireto zanatsika, Rasoa? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel