Dikan'ny teny : ny

Hampiditra dikany vaovao
1 Mpanoritra anarana: 1) enti-manondro zavatra na olona lazaina ankapobe: 1-laina ny vola. / Mendri-tsazy ny mpianatra kamo. 2) Enti-manondro zavatra na olona voafaritra: Omeo ahy ny vola, fa ento ho anao ny lamba. 3) Azo atao indraindray eo alohan'ny anarana sasantsasany iantsoana olona: Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy. 4) Azo atao eo alohan'ny teny hala noho ny anarana izay ampiasa+na ho toy ny anarana: Manaova ny marina, Manaja ny ianao fa maniratsira kosa ny ialahy. Sarotra ny mitondra olona. Manembona ny any izy dia malahelo. -Ny s. o.: Mpisolo anarana mi-solo olona fanao tovana entina misolo ny olona tenenina: Fantatro Rakoto, ne-fa tsy mboiahitako ny tranon y. / Tsy azony izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel