Dikan'ny teny : oaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. oak) a.: Hazo vahiny lehibe izay mety hahatratra roapolo ka hatramin'ny efapolo metatra, fanaovana varavarana, fanaka, ngorodona, noho ny hamafisany; ny voany dia atao hoe voan'oaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel