Dikan'ny teny : obonobona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fibontsinan' ny lamba rehefa entina ka tsofin'ny rivotra. - t.i.f.: Obonobonina, aobonobona, voaobonobona, tafaobonobona / manobonobona, fanobonobona, mpanobonobona ) anobonobonana, fanobonobonana / miobonobona, fiobonobona, mpiobonobona / iobonobonana, fiobonobonana ) mahaobonobona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel