Dikan'ny teny : odiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ody) mt. ih. (odio): Atao ohatra ny...: Mahagaga fa odian-dRakoto tsy hita aho rehefa mifanena aminy eny an-dalana izahay. Ahitsio
2 (ody) mt. ih. (odio): Asiana ody, sitranina: Efa latsa-paka ny aretina ka tsy azo odiana intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel