Dikan'ny teny : odiandro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kitozamaina avy amin'ny omby nangalarina izay totoina ho vovoka, dia ampifangaroina amin'ny rano mba hampandroana zaza (fomba fanao amin'ny foko sasantsasany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel