Dikan'ny teny : ofisialy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. officiel) p.t.: An' ny fanjakana: Natokana ho an'ny antokon'olona offsialy ny toerana eto ka mialĂ  teto ianao. (t Enti-milaza izay rehetra vaovao avoakan'ny fanjakana: Araka ny tarehi-marika ofisialy dia toy izao ny isan'ny "eny" sy ny "tsia" tamin'ny fitsapana hevi-bahoaka farany tao. ~ Enti-milaza zavatra neken'ny fanjakana ny fijoroany ka efa navoaka ho fantatry ny be sy ny maro: Ny teny malagasy ofisialy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel