Dikan'ny teny : oksizena

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. oxygène) a.: Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin'ny zavaboary, izay mandoro ka mitera-ka hafanana; ny oksizena dia ilain'ny zavamananaina amin'ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin'ny rany (ampahadimin'ny rivotra amin'ny atmosfera ny oksizena). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel