Dikan'ny teny : olaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiviliana, fisafelehana, fandehanana tsy manaraka ny mahitsy. - t.i.f.: Aolaka, voaolaka, tafaolaka / manolaka, mpanolaka / anolahana, fanolahana / miolaka, fiolaka, mpiolaka / iolahana, fiolahana f mahaolaka / olakolaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel