Dikan'ny teny : olitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kankana kely fahita amin'ny hena, nofo efa simba na lo: Fano outra io hena io fa ario. ? Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin'ny ntaolo fa avy amin'ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin'ny outra izy ka tsy nianatra. - t.i.f.: Olerina. - F.-p.: Mararin'ny outra, hanin'ny outra: marary nify. / Oli-kazo: bibikely mikiky ny hazo. / Oli-manara: aretinify izay mikiky tsikelikely ny nify miafara amin'ny fahalevonapy. * Ohab.: Nify lanin'ny outra ka alana no mahatsara azy: enti-milaza fa raha misy zava-manahirana na manorisory, dia ny fakany no tokony hofongorina, fa tsy ho sitrantsitrana amin'ny fanasiam-panafody tsikelikely miverimberina fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel