Dikan'ny teny : olombelona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamananai- na azo atoko ara-toe-batana ho anisan'ny biby mampi- nono, nefa kosa miavaka a- min'ny biby noho ny fana- nany atidoha lehibe, ny fa- hazoany mijoro, ny fahafahan'ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra. • h.i.: Fitambaran'ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandra kizay ny anaran'ireo mpana soa ny olombelona, mpiohka / iolehana, fioleha Olona a.: Teny ilazana ny toetra amam-pomban'ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona. ? Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany. ? Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay! ? Amin'ny fitenin'ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! - t.i.f.: Maha-olona / olonolona / olonolonina, aolonolona, tafaolonolona / miolonolona, fiolonolona, mpiolonolona / iolonolonana, fiolonolonana. - F.-p.: Olo-marina: olona tsara toetra, ind:indra eo amin'ny fanaovana ny mari-na sy ny hitsiny. / Olo-manga: olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan'ny firenena. JOIo-masina: olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin'ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan'ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany. / Olom-banona: olona tsara fototra, ambony toetra. / Olom-be: olona tsy be teny loatra ary morainy. / Olom-bodo: tsotsotra, zazazaza saina. / Olo-meloka: gadra lava / Olom-pady: hava-na akaiky tsy azo alaina ho vady. ¶ M.h.: Olon-tsy heny. f Olom-potsy: olona novotsorana tamin'ny fanandevozana. / Olon-dratsy: ilazana ny olona 1) lozabe, masiaka; 2) mpangalatra, tsy manjary, tsinontsinona. / 0-lon-jaka: olona fehezin'ny hafa ary miankina fa tsy mahatapa-tena irery. f Olonjauatra: enti-milaza olona manana tsindrimandry sy mahafantapantatra ny miafina. f Olon-ko azy: tsy mifandray amin'ny hafa fa mihevitra ho mahavita tena. / Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel