Dikan'ny teny : olona

Hampiditra dikany hafa
Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! Ahitsio
(25 andro lasa - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066