Dikan'ny teny : omaly

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana entina hilazana ny andro nialoha ny androany: Ny omaiy no zokin'ny anio. ? h.i.: Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly. • p. mt.: Milaza fotoan'andro nialoha ny androany: Tonga omaly i Dadatoa. (A-min'ity hevitra ity, dia "rahomaly" no nampiasaina taloha; tonga rahomaly i dadatoa). - F.-p.: Omalin'omaly; uao omalin'omaly: vao haingana dia haingana izay. / Afakomaly: ny andro nialoha ny omaiy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel