Dikan'ny teny : omana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikarakarana mialoha; fisainana na famoriana ny zavajavatra ilaina. - t.i.f.: Omanina, aomana, voaomana, tafaomana J manomana, fanomana, mpanomana / anomanana, fanomanana f miomana, Romana, mpiomana / iomanana, fiomanana / mahaomana / omanomana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel