Dikan'ny teny : omba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra. 1 t. if.: Ombana, aomba, voaomba, tafaomba f momba, fomba, mpomba / ombana, fombana / mampomba / mlomba, fiomba, mpiomba 1 iombana, fiombana f mahaomba. Ahitsio
2 a,: Fandrakofana; fiarovana amin'ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. - t.i.f.: Ombana, aomba, voaomba 1 manomba, fanomba, mpanomba / anombana, fanombana / mahaomba. a F.-p.: Omban-drenikely, mbomban-drenikely: fandrakofan-drenikely zanabady zara raha mirakotra. 1 h.o.: fikarakarana vita ala safay fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel