Dikan'ny teny : ombona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiarahana amin' izay atao; fiaraha-mikambana. i tif: Aombona, tafaombona / miombona, fiombona, mpiombona / iombonana, fiombonana / mahaombona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel