Dikan'ny teny : ompana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ompa) mt. ih. (ompay, ompao):Ozonina:Nompany tsy habita variraiventy aho. ? Ozonina hifamotitra amin'ny havana akaiky: Nompany amin'ny anadahiny izy. 1 Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. - F.-p.: Ompan-ko faty vao ela uelona: enti-milaza fa tsy mahafaty akory izay ompa fa arakaraka ny anompana ny sasany aza no maha-ela velona azy. 0mpana a.: Fandraiketana mafy; fanerena hiankina aminjavatra. - t.i.f.: Aompana, voaompana, tafaompana / manompana, fanompana, mpanompana / anompanana, fanompanana / miompana, fiompana, mpiompana 1 iompanana, fiompanana 1 mahaompanalompanompana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel