Dikan'ny teny : ondrika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fileferan'ny loha, fijerena ambany, fijokoana. i t.i.f.: Aondrika, voaondrika, tafaondrika 1 manondrika, fanondrika, mpanondrika / anondrehana, fanondrehana 1 miondrika, fiondrika, mpiondrika 1 iondrehana, fiondrehana / mahaondrika 1 ondrikondrika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel