Dikan'ny teny : onerana

Hampiditra dikany vaovao
1 (onitra) mt. ih. (one-ro): Averina, soloana zavatra mitovy amin'ny an'olona nangalarina, na nosfmbana, na nariana: Tsy maintsy ho-' neranao ny bokiko narianao, 1 Soloana vola: Honerako ny ketsanao lanin'ny ondriko. 1 Efaina, soloana: Betsaka ny mpampiasa no tsy mety raha tsy honerana ny andro tsy niasana. / Avotana, averina amin'ny toetrany teo aloha: Tsy maintsy honeranao ny voninahitro nohitsakitsahinao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel