Dikan'ny teny : ongaka
a.: Fitondrana betsaka, fividianana maro na betsaka; fiasana ny tany amin' ny cvudxcd angady, na ny bainga avadika. - t.i.f.: Ongahana, aongaka, voaongaka, tafaongaka.l manongaka, fanongaka, vmjzg mpanongaka 1 anongahana, fanongahana 1 miongaka, fiongaka 1 abjhook iongahana 1 mahaongaka I ongakongaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha