Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : onina
Hampiditra dikany hafa
a.: Fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin'ny toerana iray. - t.i.f.: Tafaonina I monina, fonina, mponina 1 onenana, fonenana I mahonina 1 monimonina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha