Dikan'ny teny : onja

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fivalombalonan'ny rano tsofm'ny rivotra: Atopatopan'ny onja ny lakana. 1 h.o.: Zava-tsarotra setraina: Ny onjan'ny fiainana. —( i t.i.f.: Aonja 1 manonja, fanonja, mpanonja 1 anonjana, fanonjana 1 manonjanonja. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel