Dikan'ny teny : onjaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikapohana amin' ny langilangy araka izay tratran'ny aina; fikapohana ny fotaka na ny tanimanga mba hadity tsara. - t.i.f.: Onjahana na onjahina, voaonjaka 1 manonjaka, fanonjaka, mpanonjaka 1 anonjahana, fanonjahana / onjakonjaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel