Dikan'ny teny : ontana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin'ny toe-javatra mitranga; entana. - t.i.f.: Tafaontana 1 miontana, fiontana, mpiontana / iontanana, fiontanana I ontanontana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel