Dikan'ny teny : ora

Hampiditra dikany vaovao
1 (lat. hora) a.: Ampahefatra amby roapolon'ny andro sy aima iray, izay nalaina ho venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel