Dikan'ny teny : organa

Hampiditra dikany vaovao
1 na Organina (fr. organe) a.: Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin'ny tenan'ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandeuonan-kanina./Ny uoany no organa fampitomboana ny zavamaniry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel