Dikan'ny teny : orika

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Fiakarana na fandehanana an-dakana manohitra ny fidinan'ny rano; fandehanana mitsena ny rano. i fi, f.: Aorika, voaorika, tafaorika I miorika, fiorika, mpiorika I iorihana, fiorihana / mahorika / orikorika, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel