Dikan'ny teny : orimbato

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato". ? Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin'ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan'ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan'ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel