Dikan'ny teny : oro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandoroana; doro: Nahatsiravina ny oro tanety nataon'ireo ratsy saina. - F.-p.: Orom-bary: fotsimbary nodorana voatorotoro hatao hamotsia-nify. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel