Dikan'ny teny : oroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampitehefana ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na ny tanana ho mari-pitiavana na fanajana. - t.i.f.: Orohana, aoroka, voaoroka 1 manoroka, fanoroka, mpanoroka I anorohana, fanorohana / mifanoroka I mioroka, fioroka, mpioroka / iorohana, fiorohana / mahaoroka, orokoroka. ΒΆ M.h.: Ba, mamikely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel