Dikan'ny teny : orotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandroritana ravinjavamaniry befahatany amin'ny tanana, fanongotana na fakana ahitra amin'ny antsy. i< t.i.f.: Orosana, orotana, voaorotra / manorotra, fanorotra, mpanorotra I anorotana, fanorotana, fanorosana / miorotra, fiorotra, I iorotana, fiorotana I mahorotra I orotrorotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel