Dikan'ny teny : osa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny uehiuauy. - t.i.f.: Aosa, osaina / mahaosa I mampahosa I osaosa, ososa 1 haosana, fahosana. - F,-p.: Osa tanana: enti-milaza ireo izay tsy mba kinga na haingana rehefa manao zavatra, raharaha, fa miadaha sy milamina aoka izany. ( 0-sa tay: kabaosy, matahotra tafahoatra sy maharikoriko. ( Osa voua: tsy afa-mamaly resaka avy hatrany fa votsavotsa vava eo am-pitenenana. ΒΆ M.h.: Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel