Dikan'ny teny : oseana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, océan) a.: Velarandranomasimbe mandrakotra ny telo ampahefatry ny tany ary mampisaraka ireo tanibe; nozaraina ho far3tra dimy: ny Oseana Arktika: amin'ny tendron-tany avaratra; ny 0-seana Antarktika: amin'ny tendron-tany atsimo; ny 0-seana Pasifika: mamplsaraka an'i Amerika amin't Azia sy Aostraha; ny Oseana Atlantika: mampisaraka an'i Eoropa sy Afrika amin'i Amerika; ary ny Oseana Indianina: ml-p aka hatramin' ny sisin- tanin' i India sy Afrika atsinanana ka hatrany Aostralla, hodidininy ny Nosy Madagasikara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel