Dikan'ny teny : otazana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Otoazana na Toazana (oty) mt. ih. (otazo, otoazy, toazy): Tapahina hiala amin'ny taho: Otazy ireo voankazo ireo fa efa masaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel