Dikan'ny teny : otina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Otinotina a.: Fanozongozonana, fanetsiketsehana: "Hay,.. sorotan-kazo tsy mahaleo otina, ka vao donindambo dia hentitra (Tsel.) - t.i.f : Aotina, voaotina, tafaotina 1 manotina, fanotina, mpanotina 1 anotinana, fanotinana / mietina, fiotinotina, mpiotinotina 1 iotinotinana, fiotinotinana 1 mahotina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel