Dikan'ny teny : otra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisafoana sady famoretana amin'ny tanana ny faritra iray amin'ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. - t.i.f.: Orina, aotra, voaotra 1 manotra, fanotra, mpanotra/ anorana, fanorana 1 miotra, fiotra, mpiotra / iorana, fiorana / mahotra, otrotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel