1 a.: Ireo karazan-javatra hita ao anatin'ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian'ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araks ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina.
Ahitsio