Dikan'ny teny : otronina

Hampiditra dikany vaovao
1 (otrona) mt. ih, (otrony): Fihinina amin'ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io? ? Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan'ny nosy. ? Hodidinina: Notronin'ny fianakaviany izy tamin'izy hiondrana ho any am-pita. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel