Dikan'ny teny : oty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fakana voankazo eny ambony hazo; fanasarahanono zaza. - t.i.f.: Otazana, otoazana, toazana, aoty, voaoty manoty, fanoty, mpanoty 1 anotazana, fanotazana, anotoazana, fanotoazana 1 mioty, fioty, mpioty / iotazana, fiotazana, iotoazana, fiotoazana, itoazana, fitoazana 1 mahoty / otioty 1 maoty. - F.-p,: Zaza tsy maoty: zaza tsy mbola vory saina loatra, zaza tsy mbola nisaranono. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel