Dikan'ny teny : ova

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanoloana; fampanjanana ho hafa. - t.i.f.: Ovana, aova, voaova 1 manova, fanova, mpanova 1 anovana, fanovana 1 mifanova / miova, fiova, mpiova / iovana, fiovana / mahova 1 ovaova, miovaova 1 miovova, 'Ovahana (ouaka) mt. (ouahy): Endahana; tsongoina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel