Dikan'ny teny : ovana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ova) mt. ih. (ovay, na ooao): Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio. ~ Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto mata ireto, hoy ny demony tamin'ny Tompo.Ovana a.: Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ouana dia eo anelanelan'ny kotofotsiny sy ny liodiny. ~ lai.: Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ouana. - F.-p,: Marary ouana: tsy matanjaka, mitsingoana. J Mifaditra ouana: manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra). JTsy mifaditra marina: tsy mangoraka, tsy miantra olona voa, trapahoriana. / Fadiranovana: enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy. Ovy a,: Zavamaniry fihinana ny vodiny, noho izy be tavo- ~lo, tsara, fantatra koa amin' ny anarana hoe ovimbazaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel