Dikan'ny teny : ovohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ouoka) mt. ih. (ovohy): Alana, tsoahana, esorina. ? h. o.: Levilevena, tsinina mafy. 0voka a.: Fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an'aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok'omby alana hisaraka amin'ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin'ny mangahazo, vary akotry. ? h. o.: Faniniana mafy dia mafy, levilevy. - t.i.f.: Aovoka, ovohana, voaovoka, tafaovoka 1 manovoka, fanovoka, mpanovoka 1 anovohana, fanovohana 1 miovoka, fiovoka, mpiovoka 1 iovohana, fiovohana / mahovoka lovokovoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel