Dikan'ny teny : paingotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. épingle) a.: Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin'ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin'ny rindrina. - t.i.f.: Paingorina, voapaingotra / manapaingotra, fanapaingotra, mpanapaingotra j anapaingorana, fanapaingorana j mipaingotra, fipaingotra, mpipaingotra J ipaingorana, fipaingorana / mahapaingotra, paingopaingotra. - F.-p.: Paingo-jaza: v va-lava nafolaka, natao hrranana lamban-jaza indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel