Dikan'ny teny : papango

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vorona mpihinankena, malaza amin'ny fipaohana ny zanak'akoho. - F.-p.: Papango tanana: ilazana ny olona faingan-tanana izay maka zavatr'olona amim-pahakingana mba hangalariny. * Ohab.: Papangolahy anaty katsaka ka izay miuoaka rainy avokoa: ilazana ny mpifaninana, ka izay miseho mahay daholo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel