Dikan'ny teny : papangohazo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango mivelatra elatra, dia asiana kofehy mba hitanana azy ary dia alefa hoentin'ny rivotra manidina (atao koa , hoe sarimpapango). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel