Dikan'ny teny : paradisa

Hampiditra dikany vaovao
1 na Paradizy (fr. para-dis) a.: Fonenan'ny olona tsara fanahy aorian'ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin'ny fahasambarana ateraky ny fahitana an'Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel