Dikan'ny teny : pararatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny fifantsitsiran' ny rano amin'ny siny loaka na ny fianjeran'ny voan-javatra madinika raraka avy ao amin'ny harona na kitapo itoerany. - t.i.f.: Pararatana, apararatra, voapararatra, tafapararatra / manapararatra, fanapararatra, mpanapararâtra / anaparatana, fanapararatana / mipararatra,fipararatra, mpipararatra / ipararatana, fipararatana I mahapararatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel